· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Septambra, 2008

Japana: ny bika tsy mahasalaman'ny “Oliravina”

  21 Septambra 2008

Mpamaham-bolongana Japoney Miyakichi ao amin'ny Miyakichi Nikki no mamelabelatra hoe nahoana moa no tsy mahasoa (tsy mifanaraka amin'ny fahasalamana velively) ny bika asehon'ireo mpilatro mahafatifaty manerantany amin'izao fotoana izao ireo...

Arabia Saodita: lalana fa tsy adiresy

  10 Septambra 2008

Stranger in this Dunya (vahiny eto amin'ity Dunya ity) no mitaraina fa toa tsy misy mampiasa adiresy ny eto Arabia Saodita: “Ny fanoroan-dalana no toa mora kokoa: ‘Eto amin'ny lalana...

Saribakoly avy amin'izao tontolo izao

  05 Septambra 2008

Mpamaham-bolongana Aositraliana  Ange, avy ao amin'ny Hegab-Rehab, no manoratra momba ny saribakoly vitsivitsy voangona avy amin'ny lafy valon'izao tontolo izao, misy saribakoly Miozolomana amin'izy ireo ary ny hafa kosa mifototra...