Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Jolay, 2013
Mampiseho Ny Disadisa Misy Eo Amin'Ireo Tanora Sy Ny Ray aman-dreny Ao Shina Ilay Horonantsary ‘Tiny Times’ Novokarin'ny Blockbuster
Kianin'ireo olon-dehibe ao Shina ilay 'Rendrarendran'ny' Tiny Times, tantaranà tovovavy efatra miaina anaty harena izay mikatsaka fatratra ny fitiavana sy ny fahombiazana.
Saron'ireo Teny vahiny Maro Ny teny Nentim-paharazan'i Japana
Lehilahy lehibe iray 71 taona no nametraka fitoriana tamin'ilay Haino aman-jery NHK any Japana noho ny fahasahiranan-tsainy nateraky ny fampiasàn-dry zareo teny vahiny diso tafahoatra. Tena very tanteraka izy raha resaka fandikan-teny, nefa dia ao amin'ny tanindrazany ihany.
SARIPIKA: Zavakanto An-Tanandehiben'i Budapest Tokana Aman-Tany
Ny renivohitr'i Hongria, izay efa malaza amin'ny tantara, ny zavakanto ary ny rafitranony, no hita mamelona ny sangan'asa an-tanandehibe tokana aman-tany mampiavaka azy andro maromaro izao. Mipongatra isan'andro ao amin'ny...