Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Jolay, 2008
Afirika: Fifaninanana mamaham-bolongan'ny olo-malaza
Fitsinjovana ataona Nairobiana mba te-hahita Famahanam-bolongana ataon'ny efa malaza eto Afirika:Fifaninana izy io ary mitaky tetipanorona tsara omana, maniry te-hahita sokajy manokana ho an'ny bolongana Afirikana ho azy ireny aho, etsy...
Siria: Ireharehana ny mahaNandra sy mahamazandoha
Mpamaham-bolongana Syriana Mohammed Online [Ar] no nanoratra hevitra enina hahatonga anao ho “tratra aoriana” sy “ekisitiremista.” Hazavainy amintsika kosa anefa hoe nahoana no ireharehany izany.
Arabia Saodita: Ifanavahana hatramin'ny rohy
Efa diso fantatry ny rehetra fa iainana andavanandro ny fifanavahana ny lahy sy ny vavy - fa mba manaoahaoana kosa ny aty an-tserasera? Moa afaka ampiarahana amin'ny vondron-drohy iray ve ny anaran-dahy sy ny anaram-bavy? Nivanivany tamin'ilay hevitra ny mpamaham-bolongana Saodiana iray.
Bahrein:Fomba fijery ny asa an-tsitrapo
Misy any amin’ny firenen-drehetra ny asa an-tsitrapo, saingy ny antony mandrisika ny mpirotsaka an-tsitrapo no miovaova be ihany. Mpitoraka blaogy iray avy ao Bahreïn, mandranto fianarana any Royaume-Uni amin’izao fotoana...
Bahrein: Fanandratana ny vondrom-bolongana miteny arabo iray
Maro amin'ny mpamaham-bolongana any amin'ny tontolo Arabo no mampiasa ny tahalam-bolongana miteny arabo tahaka ny Jeeran sy ny Maktoob, hany ka nihoatra ny sisintanim-pirenena maro ny fivelaran'ny tontolony. Mpamaham-bolongana Bahrainita malaza iray, Shaima Al...
Mozambika: famoronana hiatrehana ny olana ara-tsakafo
O Silêncio de Kianda [pt] no mitondra ho antsika sombim-baovao mahafinaritra amin'ny fikaratahan'ny olona hiatrehana ny olana ara-tsakafo: mofo vita amin'ny mangahazo voatoto fa tsy amin'ny varimbazaha. “Mahavokatra mangahazo 3...