Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Febroary, 2014
Votsotra Tamin'i Korea Atsimo Ilay Kinga Amin'ny Fikorisana Skate Viktor Ahn, Nandrombaka Meday Roa Ho An'i Rosia
Kintan'ny fikorisana an-dranomandry (skate) Viktor Ahn, izay Koreana Tatsimo teo aloha, no nihazakazaka amin'ny maha-mpilalao Rosiana azy anry nandrombaka meday roa nandritra ny Olaimpikan'i Sochi hatreto. Faly tamin'ny fahombiazan'ity kintana notsinontsinoavina ity ny Koreana.
Avy Ao Iran Mankany Ivelany: Ny Olon'i Shiraz
Iza ireo olona ao Shiraz, Iran ary inona no mba nofinofiny? Mbola nanainga fanahy pejy Facebook iray hafa indray ilay Humans of New York .
Olon'ny Tantara An-Tsary ‘Meena’ Nanova Ny Fomba Fijery ny Zazavavy Tao Azia Atsimo
"Hatramin'ny nanombohany 14 taona lasa izay dia nasehony tamin'ny zazavavy an-tapitrisany maro ny zavatra azo tontosaina hatramin'ny farany. "