Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Mey, 2018
Brezila: Toro-hevitra hiatrehana ny krizy avy amin'ilay mpivarotra popcorn an-dalambe
Talohan'ny fanombohan'ny krizy ara-toekarena manerantany, an-dalana ho lasa mpandraharaha malaza ao amin'ny firenena ilay Breziliana mpivarotra an-dalambe iray tamin'ny fanaovana zavatra iray: mivarotra popcorn, miaraka amin'ny fahaizana manokana.
Famehezana ny Tontolon'ny Blaogy Poloney
"Fandresena kely, sy tsy maharitra ho an'ireo 'mpikatroka amin'ny 'click'' anefa raha araka ny Poland IP, izany no porofo toy ny fomba ara-drariny hanehoana hevitra sy hikarakarana ny fanoheran'ny vahoaka no fahitàn'ny vondrona mpitsikera ao Polonina ny aterineto."
Japana : Ahoana ny fahitana ny Tranonkala Japoney (2)
Manasongadina ny sasany amin'ireo adihevitra ao amin'ny tontolon'ny bilaogy sy ny tontolon'ny Twitter ny Fizarana faharoa sy ny fizarana fahatelo amin'ity lahatsoratra ity taorian'ny antsafa nampiadihevitra "Mandiso fanantenana ny habaka Japoney": Antsafa niarahana tamin' Atoa Mochio Umeda".
Japana: Ahoana ny fahitana ny tranonkala Japoney (Fizarana fahatelo)
Ho ohatra amin'ireo tranonkala japoney izay tsy "mandiso fanantenana" mihitsy, bilaogera marobe no niresaka ny fahombiazan'ny tranonkala fizarana lahatsary Nico Nico Douga. Bilaogera Dan Kog niresaka momba ny tranonkalan'ny sakafo Cook Pad (izay nampahafantarina ny daholobe herinandro vitsivitsy lasa izay) sy ny Yahoo! Japana toy ny ohatra kintana.
Amerika Latina: ny mpivaromandeha any anaty bisy
Hita any amin'ny tanàndehibe rehetra any Amerika Latina ity fisehoan-javatra manaraka ity. Ao an-tanàndehibe, miakatra anaty bisy ny olona iray, na tanora na antitra, na lehilahy na vehivavy, miditra vetivety ao anaty fiara, misaotra ny mpamily namela azy ary avy eo mandeha amin'ny lalantsara mba hampiseho ny entany amin'ny mpandeha......
Bahrain: Tsinio i Ahmed Zainal!
Misy zavatra hitarainana momba an'i Bahrain? Tsy faly tamin'ny zavatra eo amin'ny fiainanao? Aza mitady lavitra. Omeo tsiny fotsiny Ahmed Zainal! Misy mihitsy bilaogy, vondrona Facebook natokana hanomezana tsiny ny tanora Bahrainita noho ny fahoriana sy ny fahantrana ao amin'ny firenena sy ny lavidavitra kokoa ary ny tenirohy Twitter!
Lahatsary: Onjampeo An'ireo Vondrom-piarahamonina, Mameno Ny Banga Amin'ny Tsy fahampian'ny Vaovao
Na eo aza ny fanatontoloana sy ny firoboroboan'ny informatika, mbola maro ireo toerana tsy afaka misitraka izany eto ambonin'ny tany.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...