Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Febroary, 2019
Hetsik'ireo Makedoniàna Mpampanofa Vatana Mba Hitakiana Ny Tsy Hiheverana izany ho Heloka Bevava, ho Fanefitry ny Herisetra
Nandritra ny Andro Iraisam-pirenena hanoherana ny herisetra atao amin'ireo mpampanofa vatana, nidina andalam-be ireo Makedoniana mpampanofa vatana mba hitaky fomba fiasa ara-drariny sy araka ny maha-olona.
Vorondolo Iray Mandà Tsy Mety Miala Ao Anatin'ny Parlemanta Tanzaniana. Inona Daholo No Dikan'izany?
Nipoitra ny vorondolo, nandritra ny fanaovan-tsonia ilay fanitsiana naha-be resaka hametra ny feon'ny mpanohitra ao Tanzania. Mety ho finoanoam-poana milaza ny fahafatesan'ny demokrasia ao Tanzania ve ilay vorondolo?