Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Jona, 2008
Palestina : Maka bahana … mitifitra [sary] … dia nahamarika
Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa. Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa...
Angôla : Tatitra an-tsary
JotaCê Carranca no manapariaka ao amin'ny Pensar e Falar Angola [Misaintsaina sy miresaka mikasika an'i Angôla] tatitra an-tsary izay ahitana fiara vita amin'ny hazo [karazana varamba] tany Bocoio sy sekoly...
Irak : Mainty – Lokon'ny hirifiry
Efa zatra mitondra fitafiana mainty ny vehivavy Irakianina amin'izao – lokon'ny alahelo sy fisaonana hoy ny voalazan'ny Inside Iraq. Misy ihany nefa eny anivon'ny haizina eny vehivavy milaza fa manao...
Trinite sy Tobago: Onjam-piovana?
Inoan'ilay mpamaham-bolongana Trinitita Attillah Springer fa hampivoatra zavatra maro ny onjam-piovana entin'i Barack Obama: “Onjam-piovana iray tiako handom-baravarana aty amintsika izy ity ka hanaisotra amintsika ny fiesonana sy ny fahabangan'ny...
Japana: Ny lazan'ny tolotra Q&A
Voka-pikarohan’ny NetRatings Japan, Inc. [ja] nivoaka ny 23 May ary nivoaka tao amin’ny japan.internet.com [ja] no namoaka fironana vitsivitsy nanaitra [ja] nalaina avy amin’ireo mpampiasa aterineto Japoney. Tanatin’izany rehetra izany,...
Puerto Rico, U.S.A.: Mainty & Fotsy
Gil the Jenius dia mihevitra fa tokony haka lesona iray na roa amin’ny zava-bitan’i Barack Obama i Puerto Rico : “Ekena fa misy fanavaham-bolon-koditra ao Puerto Rico. Ekena fa misy...
Bahamas: Fandinihana momba ny hazo
“Manao ahoana ny momba antsika sy ny hazo? Toa mivoitra fa ny zava-mahasoa (fahatsaràna) — dia ny rivotra madio sy fahatoniana ary alokaloka — dia tsy laharam-pahamehana intsony mihitsy ho...
Pôrtô Rikô – USA: Eritereto tokoa hoe ity resaka ity
Manontany ary i Liza izay mpamaham-bolongana Pôrtôrikana: “Azonao eritreretina ve ny miresaka amin'ny zanakao amin'izay mety hamonoan'ny sasany ny rainy?”, ary nampiany hoe: “ny tsy azon'ny olona anie dia ny...