Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Septambra, 2007

Mibilaogy amin'ny teny vaovao (Patwa)

Hatramin’ny nanombohan’ny global online conversation no efa niadian-kevitra izay mety ho vokatsoa sy vokadratsy azo avy amin’ny fivoaran’ny haitaom-pampitam-baovao misy ankehitriny manoloana ny karazam-pitenenana rehetra misy. Amin’ny lafiny tsara, ahafahana mifandray sy mifanakalo hevitra hampiroboroboana sy hiarovana ny teny manokana ananan’ny vondrom-bahoakam-paritra ny aterineto. Ny mety haharatsy azy kosa indray...

Egypta: Inona moa ny antony anohanan’ny arabo an’i Bin Laden?

I Big Pharaoh ( Egypta) no manoratra ny antony hanohanan’ny arabo an’I Ben Laden eny fa na dia  manao izay tratran'ny heriny hisamborana azy i Etazonia. Raha manontany tera-tany arabo ianao, na iza izany na iza, hoe satrinao ve ho Ben Laden no ho mpitondra anao? azo heverina marimarina fa ho tsia...