Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Janoary, 2008
Brezila: Ho Fampitam-baovao ekena amin'izay ve?
Cardoso [pt] izao manko no iray amin'ny mpamaham-bolongana nasaina hamahavaha ny momba ny “Firohotana ho amin'ny blaogy (bolongana) – izao ve ny fotoana hanekena azy ho fantsona fampitam-baovao?” izay hanatontosana any...
Bahrain: Mpifanolo-bodirindrina hoe?
Cookie, avy any Bahrain, no milazalaza ny momba ny manodidina na mpifanolo-bodirindrina ao amin’ny lahatsorany. “Mijanona eny amin’izay tiany hanajanonany ny fiara tahaka ny hoe tompon’ny arabe ny olona. Ny...
Tontolom-pitenenana Portiogey: Arahabaina i pimenta negra nahatratra tsingerintaona
Mankalaza ny fahaefataonany ny Bolongana Pimenta Negra [pt] . “Nipoitra noho ny toe-javatra maro mifandraika amin’ny fitadiavam-baovao mahaleo tena sy fantsona hafa hampielezana izay hevitra (fa tsy fampielezankevitra eritreritra voalohany)...
Jamaïka : Hitia bebe kokoa
Mpitia fa tsy mpiady ny mpiblaogy Jamaïkana Francis Wade : Today, I realized that living in Jamaica is teaching me to “Love Up” what ever happens. Violence? Lost business? Hurricane?...
Haïty : Momba ny vidin'ny Fampandrosoana ?
Dictators, Peace Corps Volunteers, governments, activists, non profits, for profits, companies all talk about development – but can we agree on what it is? “Mpanao didy jadona, mpiasa an-tsitrampò hoan'ny...
Iran : Ngolin'ny hatsiaka !
Misedra ririnina tena henjana i Iran amin'ity taona ity nohon'ny hatsiaka. Tanàna maro no voafandriky ny oram-panalà ary tsy latsaky ny valo ireo olona (efa) namoy ny ainy. Voasembatsembana aza hatramin'ny tolotra “gazy” [voan'ny...
Singapore: tranomboky mitahiry Bolongana
Simplyjean ao Singapore no miresaka ny fiezahan’ny tranombokim-pirenena ao Singapore hitahiry ny voasoratra anaty bolongana ao an-toerana
Bahamas: Ny fizahantany sy ny heloka bevava
“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”: Anisan-dresaka nataon’i...
Maraoka sy ny fahafahan’ny bolongana
Tsara laza ho iray amin’ny firenena maro silamo manerantany ho manam-pahalalahana indrindra i Maraoka. Mifanakaiky ny fitovian-jon’ny vehivavy amin’ny lehilahy, manam-pahalalahana kokoa ny fampahalalam-baovao , vitsy ny vohikala voarara, ary...
Japana: ny ampitan’ny hadivory na hiserasera sa tsia?
Anivon’ny famahoahan’ny serasera, mety hiteny ny olona iray fa mizara roa izao tontolo izao: Izay manam-pifandraisana sy izay tsy manam-pifandraisana amin’ny aterineto. Raha mandray anjara sy mifanabe anaty kolontsaina (“iraisana”)...