Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Jona, 2020
Ireo tetikasa mitondra zavabaovao ho amin'ny « andavanandro vaovao » ao Ekoatora
Hackathon iray natao tao Ekoatora hitsirihana ireo famoronana ho an'ny fiainana aorian'ny COVID-19. Ireto no tetikasa nisongadina avy tamin'izany.
Tsangambato tranainy, sarintany vaovao
"Tsy izany mihitsy no heverin'ny mpankasitraka ao an-toerana an'i Columbus atsangana: ho azy ireo, tsy hoe manapaka ihany ny sarintany taloha, fa tokony mbola hanapaka, na inona na ahoana ny habetsahan'ny ra latsaka tamin'izany."
« Ny hadisoana vitako no tsy maintsy resahako raha hiresaka momba an'i George Floyd »
Sainiko ireo fotoana nanaikerako ny molotro fony ireo dadatoako niala vonkina nitroatra noho ny fihetsika mahatsikaiky nataon'ireo mainty, ny hakamoan'izy ireny, ny tsy fahaizany...
Ny fiakaran-danjan'ny artemisia any Kamerona ao anatin'ny ady amin'ny COVID-19
Raha mitohy ny fitombon'ny trangana coronavirus tany Kamerona dia maro tamin'ireo mino ny fanasitranan'ny ravinkazo ao an-toerana no nitodika tany amin'ny zavamaniry mahery artemisia rehefa nikasa ny hanokatra indray ny toekaren'ny firenena ny governemanta.