Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Oktobra, 2012
Madagasikara: Vokatry ny fikarohana mikasika ny fitrandrahana kely velarana ny harena an-kibon'ny tany
Ny praograma ASM-PACE izay sady mifantoka amin'ny fitrandrahana kely velarana ny harena an-kibon'ny tany [ASM na Artisanal and Small-scale Mining] no mifantoka koa amin'ny faritra natokana hiarovana ireo zavaboahary sy...
Blog Action Day Androany! Ndeha Hankalaza Ny “Herin'ny Isika”
Isan-taona, manambatra ny heriny ireo bilaogera manerana ny tany ary manoratra manodidina lohahevitra iray, aminà andro iray, mba handonana mpanjohy an-tapitrisany. Blog Action Day ny androany, ary zohianay ireo fampidiran-dahatsoratra avy amin'ireo bolaogeran'ny Global Voices any rehetra any.
Hanandratra Ny “Herin'ny Isika” Ny Blog Action Day 2012
Vonona hitendry lahatsoratra amin'ny alalan'ny tànana kinga avokoa ireo bilaogera avy amin'ny firenena 95. Ao anatin'ny andro iray, hibilaogy mikasika lohahevitra iray iombonona izy ireo ka hamoaka fitambaranà tantara samihafa...