Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Oktobra, 2019
Avy ao Syria mankany amin'izao tontolo izao: Fanamarihana momba ny jadona, ny ady sy ny fahadisoam-panantenana

Mifototra amin'ny zava-misy ankehitriny sy ny tantara marina momba ny vahoaka Syriana, anisan'izany ireo namana sy havan'ny mpanoratra, mampiseho ny lafiny maro amin'ny voina Syriana ireo Fanamarihana ireo ary mampiseho mazava ny faharefoan'ny fiainana Syriana.