· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Febroary, 2010

Haiti: Fomba fahitan'ireo tanora momba ilay horohorontany

Na dia betsaka aza ny tatitra natao taorian'ilay horohorontany mirefy 7,3 nanimba ampahany betsaka tamin'ny renivohitr'i Haiti, nisy vondrona mpitoraka blaogy haitiana iray adinodino - ireo tanora. Ity misy topimaso kely amin'izay lazain'ireo tanora momba ity loza ity, izay nanokatra vanim-potoana iray vaovao teo amin'ny fiainan'izy ireo.

02 Febroary 2010