Kenya : Porofoin'ny finday fa tsy ambakà ny mponina any ambanivohitra

Asehon'ny mpiblaogy Rebecca Wanjiku amin'ny alalana tantarana finday fa tsy ambakà velively ny mponina any ambanivohitra :

« …woman had received an SMS indicating that she has been entered into a draw and she could win shs 6,000. But the sight of the figures spured new excitement as they thought they had hit a minor jackpot […] they say people are illiterate but when it comes to money, everyone notices the zeros. »

« … naharay SMS ity vehivavy iray mampahafantatra azy fa nampandraisina anjara tamin'ny fisarihana loka ny anarany ka mety ho isan'ireo hahazo loka mitentina hatramin'ny shs 6'000 izy. Ny fahitana ireto isa milahatra fotsiny dia efa ampy ho niravoravoany satria noheveriny fa nahazo sahady « jackpot » kely izy […] hoy ry zareo, marina fa tsy mahay mamaky teny ny olona saingy raha resa-bola indray dia samy mahafantatra izay [lanjan'ny] filahatry ny isa aotra avokoa ny rehetra. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.