Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Avrily, 2008
Mozambika : Ireo tsy an'asa sy ny andraikitry ny governemanta
Basilio Muhate no manapariaka izay feheviny izay fototry ny maha-avo ny tahan'ireo tsy an'asa sy izay andraikitry ny governemanta manoloana izany any Mozambika : A Burocracia também é a causa...
Laos : Iva ny taham-piadanana
Apocalypse Lao no manamarika fa eo amin'ny saritanin'ny taham-piadanana hoan'izao tontolo izao dia iva ny taham-piadanana tandrify an'i Laos : Lao people are usually very friendly and hospitable. You see...
Rosìa : Moasko sy New York
Two-Zero no manome ny heviny hoe tsy i Moasko velively no : the new New York. “New York vaovao.”
Barbada: tafiotran-toe-karena
“Tsy isalasalana fa ny fiakaran'ny vidin-javatra no hibahan-toerana mandritra ny herinandro vitsivitsy sy ho am-bolana vitsivitsy ho avy io manerana ny firenena,” hoy i Barbados Underground, (Barbada ambanin'ny tany) raha...
Kyrgyzstana : Sary voan-dàlana avy any amin'ny faritra avaratra
Namangy an'i Naryn ny The Azamat Report ary dia mizara sarin'ny làlana mitondra mankany izay faritra be tombohitra tokoa any Kyrgyzstana : The road between Bishkek and Naryn connects Kyrgyzstan...
Shina : Tohanan'ireo mponin'ny Aterineto Shinoa ny varotra fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe
Satria tsy mety tapitra ny krizy nateraky ny fifidianana tany Zimbaboe, sady izay koa i Robert Mugabe mifikitra amin'ny fitondrana, dia tsy mety mazava izay hiafaran'ilay sambo mirongo ireo fiadiana...
Haïti, Kôngô (R.D.K.), sy ny pôlitikan'ny kere
Ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo dia efa nipoiran'ny pitik'afo izay nandrehitra rotaka tany Haïti, sy Egypta ary Mozambika, tamin'ity volana ity toy ny fihasarotan'ny raharaha dia tsy hamela fotsiny ny...
Zimbaboe : Samià mihìra mafy ireo hiram-pahaleovantenany
Bev Clark no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra napetraky Arthur Mutambara hoan'ny Fankalazana ny Fetin'ny Fahaleovantena any Zimbaboe : Actions: Create your own ways of taking back Independence...
Mozambika: Fifanarahana momba ny famerana indray ny karama farany ambany
Basilio Muhate [pt] no miresaka vetivety ny fifanarahana eo amin'ny sendikan'ny mpiasa Mozambikana sy ny vondron'ny mpandraharaha momba ny famerana ny karama ambany indrindra ao amin'ny vondron'asa valo na sivy...
Madagasikara : Manindrahindra loatra ny Tontolo iainana ?
(sary nindramina tamin'i Harinjaka) Tsy isalasalana fa ny resaka tontolo iainana manokana misy ao aminy, no ahafantaran'a an'i Madagasikara indrindra. Na dia izany aza, ny fanindrahindrana ny tontolo iaianana dia...