Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Marsa, 2010
GlobalPulse 2010: Fanasana hiresaka an-tserasera amin'ny mpanapa-kevitra
Hatramin'ny 29 ka hatramin'ny 31 mars no ikendren'ny Global Pulse 2010 hamoriana an-tserasera olona sy solontenan'ny fifandaminana [ naotin'ny mpandika teny: tenin'ny akademia, ilay antsointsika mahazatra hoe fikambanana] mihoatra ny 20.000 hiresadresaka...
Miteraka fikorontanana ny tantara “fanampiana ho an'ny fitaovam-piadiana” Etiopiana
Niteraka fikorontanana be ny BBC tamin'ity herinandro ity noho ny tantara iray milaza fa nampiasain'ireo mpihoko nividianana fitaovam-piadiana ireo dollar an-tapitrisany maro nalefa hanampiana ireo fianakaviana tratran'ny hanoanana tany Etiopia...