Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Desambra, 2020
Noely COVID : Tena tsy nisy toa azy tokoa va re?
Ho an'ny tontolo sy ny finoantsika, tsy toy ireo hafa rehetra efa nahazatra hatrizay ihany ve ity Noely—nangirifiry, indraindray maharikoriko, indraindray mahafaty?
Pakistàna: Sazy henjana kokoa ho an'ny fanolanana, isan'izany ny famosirana amin'ny fomba simika
Resahan'ireo lalàna vaovao ny endrika maro amin'ny dingana momba ny heloka bevava, isan'izany ny fanitàrana ny famaritana ny atao hoe fanolanana, izay noarahabain'ireo mpikatroka. Mbola misy anefa teboka hafa naharaisana fanehoankevitra mifamahofaho
Mitarika ny hetsik'i India hanoherana ny fiovaovan'ny toetrandro ilay tanora mpikatroka mafana fo Licypriya Kangujam
Manao fanamby hanavotra ny planeta amin'ny alalan'ny fanaparitahana ny fahatongavantsaina sy ny antso ho amin'ny fandraisana andraikitra faobe ny zazavavy kely iray avy ao Manipur, India.