Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Aogositra, 2022
Bitsihan'ny governemantan'i Bangladesh ny fantsona TV tsy hampiasa ny voambolana ‘Indizeny’ rehefa miresaka fiaviana ara-poko
Tamin'ny 19 Jolay 2022, namoaka toromarika ho an'ny fantsona fahitalavitra 35 ny Minisiteran'ny Fampahalalam-baovao sy ny Fampielezam-peo niangavy azy ireo tsy hampiasa ny voambolana hoe "Adivasi" (vazimba teratany).