Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Janoary, 2020
Frantsa : manakaiky ny 100 % amin'ny Harinkarena faobe ny trosam-panjakàna
Mbola hitombo maherin'ny 70 lavitrisa euros ny trosan'i Frantsa amin'ny herintaona, kanefa mindram-bola aminà taha ambany dia ambany teo amin'ny tantarany izy ankehitriny.
Dakar: Zaikabe sôsialy afrikàna faha-7
...lohahevitra "krizy, ady ary fitsabahana ara-tafika ataon'ny vahiny mba hifehezana ny loharanonkarena : toy inona no mba asetrin'ireo hetsika sôsialy afrikàna izany?" .