· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Desambra, 2017

Sary: Fandehandehanana Any Afovoany Atsinanana

Rehefa nahita ireto sary ireto aho, dia nieritreritra : ondry=Nouvelle Zélande. Izany hadisoako ! Rehefa jerena akaiky, tsy dia tena maitso ny bozaka ary misy satrana erỳ ampara tazana. Tena akaiky be ny toerana misy ahy nòho ny noeritreretiko ity. Atombontsika amin'i Riad, renivohitri'i Arabia Saodita, ny fitsidihantsika ireo bilaogy an-tsary ao Afovoany...

Fantaro Ny Tontolon'ny Bilaogy Qatari

Namaritra ny fanjakana Qatar bitika kanefa manankarena ho "Firenena kely be fitiavana" ny mpitsangatsangana. Na dia famaritana tsy manam-paharoa aza izany dia mbola maro amin'ireo ao amin'ny faritra no mieritreritra an'i Qatar ho toy ny "firenena bitika manam-bava " satria manohana ara-bola sy mampiantrano ny AlJazeera izy.