Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Mey, 2008
Nikaragoa : Fanaraha-maso akaiky ny tetikasam-panjakana mivoy “fampindramam-bola madinika”
Nandritra ny fandaharana “Esta Semana” [Ity herinandro ity] izay fandaharana fampahalalam-baovao maharitra 60 minitra mpandeha amin'ny fahitalavitra any Nikaragoa, nisy tatitra sy fanadihadiana ny mikasika ny fomba fanao manodidina ny...
Shina: Horohorontany nahatratra ny hery 7.8 izay tsapa saiky manerana an'i Shina
Tokony ho ora roa lasa izay, dia nisy horohorontany izay nahatratra ny hery 7.8 eo amin'ny metatry Richter [7,0-7,9 heverina ho toy ny horohorontany henjana izay mety mahatratra 18 isan-taona...
Dobay : Trozona sy patsa
Sha3teely mpiblaogy Jordaniana no mizara izay eritreriny raha nitsidika ny tananan'i Dobay andro vitsy izy sady nanapariaka sary vitsivitsy : This trip simply showed me how much poor, unimportant, dispensable...
Cap Vert: momba ny vola Euro ho vola fampiasa any an-toerana
Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky...
Kiobà : Mampiasa solosaina ve ?
Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà : The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing...