· Septambra, 2019

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Septambra, 2019

Madagasikara: Mianara aloha, “Afaka manampy anay hahita asa any Eoropa ve ianao?”

Ao Madagasikara, iray amin'ireo firenena mahantra indrindra manerantany, mbola ho ela vao hiharihary izany hoe mandeha any an-tsekoly. Ny ampaha-efatry ny ankizy monja no mandeha any an-tsekoly, ary tsy mahay mamaky teny sy manoratra ny 35 isanjaton'ny mponina, ary miala ny nosy ireo olona vitsy nandia-fianarana.

21 Septambra 2019