Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Marsa, 2017
Nifidy Ny Filoham-pireneny Faha-4 i Timor Atsinanana Hatramin'ny Niverenan'ny Fahaleovantenany
Voafidy tamin'ny 57,08% i Francisco Guterres "Lu-Olo", izy no filohan'ny Fretilin fahatelo hatramin'ny fahaleovantena tamin'ny taona 1975 mba hiandraikitra ny fitondrana .
Korontana tao Batoumi (Zeorzia) : Tsy Tantaranà Sazim-Piantsonana Fotsiny
Bitsihan'ireo mpampiasa amin'ny alàlan'ny tenifototra #BatumiRiots (korontana ao Batoumi) ilay hetsika.
Taona Iray Taorian'ny Namonoana an'i Berta Cáceres, Mitohy ny Tolona Ho An'ny Tany ao Honduras – Toy Izany Koa ny Fandrahonana
"Mitolona izahay mba ho lasa zo maha-olona ny angovo. Tokony hiditra anaty lisitr'ireo fanànana iombonana izy io ary noho izany dia tokony hanana ny anjara teniny amin'izy io ny olona."
Ireo Famantaran-Dalana Hafahafa eny An-Dalana ao Bhutan
"Tiako ny mitondra fiara any amin'ny havoana noho ireo takelaby famantarana. Aleoko ireny, toa izay ireo Takelaby Dokambarotra manamorona ny làlana ."
Mikasa Tsy Hanome Sakafo Atoandro Ho An'ny Mpianatra Tsy Manana Karampanondro ny Governemantan'i India
Amin'ny fiandohan' ity fahavaratra ity, hanomboka hitaky amin'ireo ankizy mpianatra mahery ny 100 tapitrisa mba hampiseho ny laharana Aadhaar (karampanondron' izy ireo) ny governemanta Indiana vao mahazo mangataka ny sakafo atoandron'izy ireo.