Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Jolay, 2018
Nahoana No Asehon'ny Faritanin'i Bamyan Ny Tsara Indrindra Any Afganistàna ?
"Hafatra mazava no omen'ity sary ity : fiarovana, fahamendrehana ary fitovian'ny lahy sy ny vavy. Maniry ny fisian'ny fihaonana tahaka izao any amin'ny faritany rehetra aho."
Ripaka eo am-pelatanan'ny governemanta Poloney ny iray amin'ireo ala tranainy sisa tavela any Eoropa
Nilaza ny fikambanana mpanara-maso ny tontolo iainana fa hazo miisa 160.000-180.000 farafahakeliny no nokopaina nanomboka hatramin'ny taona 2016 taorian'ny nankatoavan'ny governemanta Poloney ny fampitomboana avo telo heny ny habetsaky ny hazo izay azo alaina ao Białowieża,
Kenya : Ny 4×4 ampiasain'ireo mpiasan'ny ONU
Mahatezitra blaogera sasany ny fampiasan'ny mpiasan'ny ONU fiara 4x4. Mizara sary mikasika izany izy ireo ao amin'ny blaoginy, ary namorona vondrona mihitsy aza tao amin'ny Flickr, "Kick The Habit" [amin'ny teny anglisy].
Afrika : Bilaogy miteny anglisy miresaka ny sehatry ny aterineto ao Afrika
''Atolotray ato anatin'ity lahatsoratra ity ireo blaogy fototra mikasika ireo tanora vao mitsiry amin'ny fandraharahàna sy ny fanavaozana teknolojika ao Afrika..''
Sao Tome-Sy-Principe : Fitroarana Tao Amin'ny Hopitaly
Nandritry ny volana maromaro lasa izay, lohahevitra mafana iray no naresaka tao amin'ny tontolon'ny blaogy tao Sao Tome sy Principe mikasika ny olana eo amin'ny fahasalamam-bahoaka -izay voalaza fa efa nahitam-bahaolana. Hatramin'ny herinandro lasa teo, tsy nisy rano ny fantson-drano tao amin'ny hopitalin'i Ayres de Menezes
Kenya: Bokin-tsarintany miteraka fanontaniana maro
''Miady hevitra mikasika ny PNUE ( Fandaharanasan'ny Firenena Mikambana ho an'ny Tontolo Iainana ) ireo keniàna blaogera sasany. ''
Inde: Ny hazakazaka amin'ny vahaolana ara-toetrandro
''Nitety izao tontolo izao tamin'ny fiara mandeha amin'ny herinaratra, angovo avy amin'ny masoandro, [la Reva] i Alexis Ringwald sy Caroline Howe mba hanintonana ny saina amin'ny fiovana ara-toetrandro ao amin'ilay soba-kaontinanta indana goavana.''
Haiti: Firodanan'ny sekoly iray tao Haiti
''Tsy nanakana ny vaovao hitranga ny zava-misy fa tsy nila loza hafa i Haiti. Momba ny firodanan'ny sekoly iray tao Pétionville izany amin'ity indray mitoraka ity, izay niteraka fahafatesan'ny ankizy maro, ary olona maro tsy voatanisa naratra. Nihazakazaka hanolotra ny fiarahamiory sy ny fanohanany an-tambajotra ireo blaogera haitiana.''
Rosia: Olona Tompotany any Avaratra
Fomba iray hanombohana hianarana ny fiainana ao amin'ny firenena lehibe indrindra manerantany ny fijerena ny ambin'ireo sary famantaran' i ugraland avy ao Khanty-Mansi Autonomus Okrug (aka Yugra, na Ugra).
Goianà : Tondradrano sy adihevitra
''Ny Goianà (aza afangaro amin'ny Goiana (Guyane) dia vao haingana no niaina tondradrano mahery vaika, izay niteraka faharavàn'ny fambolena sy ny biby fiompy ary niteraka ihany koa hatezerana teny anivon'ireo blaogera. ''