Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Oktobra, 2007
Barbada : Miblaogy koa ny ao amin'ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados fa : « this recent step into the blogosphere,...
Tanzania : Tsy heverin'ny Tanzaniana ho toy ny fahavalo intsony ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny blaogy Tanzania Common Cents dia manambara momba ny fifandraisan'i Tanzania amin'ny FMI : « While it is true that over the years Tanzania has graduated in her relationship with...
Afrika : Avia amin'ny boatin-drakitra io anilanao io
Ny blaogy Diary of a Mad Kenyan Woman na diarin'ilay vehivavy Kenyana adala dia mizara ny fijeriny feno fanontaniana mihoatra ny firongatr'ireo « asa soa » Erôpeana any Afrika :...
Nata Blog : Blaogy avy any ambanivohitr'i Afrika
Ny tantaran'ny Blaogin'ny tanàna Nata na the Nata Village Blog dia isan'ireo tantara lafatra momba izay hery sy ako ateraky ny fandraisan'ny vahoaka avy any Afrika anjara fitenenana eto amin'ny...
Afrika : Fifaninanana famatsiam-bola natokana hoan’ireo Afrikana monina aty Erôpa
Ny vondron’ny Banky Iraisampirenena [Banque Mondiale | World Bank] sy ireo mpiray antoka aminy dia manambara ny famoronana ny Fifaninanana natokana hoan’ireo Afrikana Zanaka Am-pielezana monina aty Erôpa, izay mitady...
Ireo Hevitra niposaka nanerana izao tontolo izao tamin'ny famoahana ny fanambaran'ny firenena mikambana ny zon'ny vahoaka indizeny.
Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana...
Ny tohadranon’i Nam Tha
Ny blaogy New Mandala dia mandinika ny volavolam-pananganana tohadrano any Laos ataon’ny orinasa sinoa iray, sy ny mety ho vokatr’izany eo amin’ny fiainan’ny olona ao an-toerana. Preetam Rai