Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Desambra, 2007
Afrika : “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ?”
Ny blaogy Kenyan Pundit dia velom-panontaniana, “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ?” : « However, I’m have been pretty outspoken about the fact that...
Sodana : Firenen'ny fifangarihana
Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray : « J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des...
Angôla : Vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana
Ny blaogy Desabafos Angolanos dia manapariaka taratasy nalefan'ny vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana rehefa avy nitoetratany Pôrtigala an-taonany maro : « Depois de ler o email achei por bem partilha-lo aqui no...
Meksikô : Fampivadiana hai-tao-trano sy ny fampihenam-bidy ho fanarenana ny rava any Tabaskô
Ny mpiblaogy HJ Barranza dia mamovoafy ao amin'ny blaoginy Neverwonderland izay fomba hampivadiana ireo traikefan'ny hai-tao-trano sy izay fomba hampihenam-bidy ny fanorenana mba hanampiana ny fanarenana ilay tanàna ravan'ny tondra-drano any Tabaskô, Meskikô : « While...
Tadzikistana : Fanondranana Rano
Ny mpiblaogy Vadim dia mihevitra fa tsy hampiditra vola firy hoan'ny fireneny ny tetik'asa fanondranana rano izay dinihin'ny mpitondra Tadziky ankehitriny : « A lot of people in Tajikistan believe...
Nizeria: Mpanofana fotsy hoditra no ilainay
Ny mpiblaogy Jeremy dia manoratra momba ny « fanaovana ho ondry botry ny an'ny tena » [aleo samy hitady ny dikanteniny malalaka ny tsirairay : internalized racial inferiority complex /...