Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Desambra, 2016
Lalàna Maha-be Adihevitra Any Bangladesy Manasongadina Ny Hasarotry Ny Fanambadian'ny Ankizy
" Mora foana ho an'ny fiarahamonina sivily ny mahita ny fanambadian'ny ankizy, fa jamba izy eo anolohan'ny antony mahatonga izany. Rehefa misy fampandrosoana ao amin'ny fiarahamonina, ..., hihena ny fanambadian'ny ankizy. Mila fotoana isika ho an'izany".
Ny Ohatra Fakan-tàhaky Ny Fanampiana Ara-Pahasalamana Nataon'i Kiobà Faha-Fidel Castro Ho An'ny Firenena Afrikàna
Lavitry ny kabary politika, ny fahafahan'ny isambatan'olona ary n y zon'olombelona, tao anatin'ny sehatry ny fifanohanana sy ny fanofànana, indrindra fa ny ara-pahasalamàna, no nivoatra ny fifandraisan'i Kiobà sy ireo firenena Afrikàna, nandritry ny tantara kiobàna teo ambany fitarihan'i Fidel Castro.
Nahazo Fankasitrahana Ihany Ilay Bangladeshita Mpiasan'ny Lalamby Namonjy Lehilahy Iray
"Tsara sy mahafinaritra kokoa izao tontolo izao noho ny asan'ny olona be herim-po vitsivitsy sy marina. Manaja an'ilay mpiandry lalamby Billal aho noho ny asany mihevitra ny maha-olona."
Fitsarana ao Vietnam: Manohana Ny Didim-pitsarana Fampidirana Am-ponja Ny Mpikatroka Mpiaro Ny Zo Amin'ny Tany
"Tokony hovain'ny governemanta Vietnamiana haingana ny lalàna momba ny tany sy ireo dingana mampahory mba hiarovana ny zon'ny tantsaha."