Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Janoary, 2017
Tavoahangy Plastika Nariana Nasiana Zavamaniry Mamelana Natao Sakana Ao Amin'ny Garan-dalamby Indiana
"Nanaitra ahy ny fiantraikany lehibe indrindra tamin'ity fandraisana andraikitra tsotra kely ity....."
Fandripahan'Ala Tsy Voahevitra ao Jharkhand, India Hitadiavam-Pandrosoana
Milaza sompirana ny mpikatroka iray fa mivarotra hazo mianjera -- maro amin'ireo no efa an-jato taonany -- amin'ireo indostrian'ny fivarotan-kazo hahazoana tombombarotra ny manampahefana ao an-toerana.
Bangladesh : Herisetra Naharitra Herintaona

Nilaza ho tompon'antoka tamin'ireo fanafihana mahery setra nanjo ireo olontsotra sy nahita fianarana ny EI, Ansar al-Islam ary koa ny Ansarullah Bangla Team. Hoavy manakory no ho an'i Bangladesh ?
Nahitana Fitomboana ny Fidirana, ny Varotra Elektronika ary ny Fisamborana Bilaogera ao Kenya
Nitombo ny fidirana amin'ny Aterineto ary miha-malaza hatrany ireo bilaogy ho an'ny mpamaky sy mpanoratra. Kanefa miha-mitombo ihany koa ny fisamborana bilaogera sy mpanao gazety an-tserasera.
Tao Anatin'ny Fotoana Voafetra, Nahazo Fahafahana Miditra Malalaka Tamin'ny Tranomboky Nomerika Ahitana Boky 100 000 Ny Kroaty
Tsy any Kroasia? Ny fampiasa Croatia Reads koa dia manolotra boky maimaim-poana ho an'ireo olona any ivelan'ny firenena Kroaty.
Tsy Firenena Ho An'ny Vehivavy Ve Nepal?
Tsy nahavita nitondra fitoviana ho an'ireo vehivavy ao amin'ny firenena ilay lalàm-panorenan'i Nepal, nefa tsy nitsoaka an-daharana ireo mpiaro zon'olombelona.
Mumbai: Manery Ireo Ankizy Hilalao Any Amin'ny Tany Maloto Ny Tsy Fahampian'ny Tany Malalaka
“Tsy lazainay amin'ny ray sy reninay hoe eto izahay no milalao". Mihevitra ry zareo hoe any aminà toerana madio izahay no mandeha milalao. Raha fantatr'izy ireo .., tsy ho avelan'izy ireo mivoaka milalao intsony izahay"