Bev Clark no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra napetraky Arthur Mutambara hoan'ny Fankalazana ny Fetin'ny Fahaleovantena any Zimbaboe :
Actions: Create your own ways of taking back Independence Day.
* Switch off ZBC/TV.
* Don’t buy state controlled newspapers.
* Play your own liberation songs at high volume.
* Write a letter to the editors of local and regional newspapers . . .
“Hetsika [tokony hatao] : mamorona fomba vaovao hamerenana indray ny Fankalazana ny Fetin'ny Fahaleovantena ho antsika [vahoaka].
* Tsy mijery ny fandaharan'ny fahitalavitra ZBC [fahitalavi-mpirenena].
* Tsy mividy ny gazety izay ambany fifehezan'ny fanjakana.
* Samià mihìra mafy ireo hiram-pahaleovantenany.
* Manoratra any amin'ireo mpandrindra ny gazety isam-paritra . . . ”