Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Avrily, 2008

Jordana: Inona no famakin'ny zanatsika?

“Inona no famakin'ny zanatsika ?” hoy Batir Wardam jordaniana (Ar) manontany, nanoloana ny fangatahan'ity zazavavy iray naniry hividy bokin'ankizy tao amin'ny toeram-pivarotam-boky iray kanefa nodian-dreniny fanina fotsiny. Nandritry ny naha tao amina toeram-pivarotamboky iray azy no nandrenesan’ i Wardam ny resaky ny zazavavy iray sy ny reniny: قبل فترة وبينما...

Armenia : An'iza ny fitantanana ny rano ?

Ny blaogin'ny lalàna mikasika ny rano na Water Law Blog dia mamakafaka ny toe-draharaha mikasika ny famatsiana rano fisotro sy ny famalanana rano avy nampiasaina any Armenia, taorian'ny fianjeran'ny firaisan'ireo fanjakana Sovietika sy ny fitsofohan'ireo orinasa Frantsay amin'ny fitrandrahana izany : In Armenia, domestic water supply and sewer services are...

Jamaika: endri-panavakavahambolonkoditra

Cuba: afa-miditra hoe?