Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Septambra, 2020
Gabôna hatrany Môzambika, mampanontany tena an'ireo artista ny dikan'ilay fomba fiteny hoe “Ny Tontolo Atsimo” ao anaty fampirantiana iray vaovao ety an-tambajotra
«Aiza ny Atsimo» atolotr'ireo artista 90 avy amina tanàna samihafa manotany tena momba ny dikan'ilay fomba fiteny hoe «Ny Tontolo Atsimo»
Fotoana izao hanesorana an'i Sodàna tsy ho anatin'ny lisitr'i Etazonia manondro ireo firenena mpampihorohoro
Tamin'ny 1993 i Sodàna no tafiditra tao anatin'ilay SST, lisitr'i Etazonia ahitàna ireo firenena mpanohana ny asa fampihorohoroana, saingy tsy misy na iray aza amin'ireo antony naroso tamin'izany fotoana izany no mbola mitombina ankehitriny. Fotoana izao tokony hanesorana azy tsy ho ao anatin'ilay lisitra SST intsony
Rosia: “Mpankahàla Rosiàna aho”
[...] Raha mihevitra ianao fa asan'ny fitondrana ny manavotra ain'ankizy rosiàna marobe [...], fa tsy ny manentsina eny amin'ny tsenambola ny fahavoazana ara-bolan'ireo vahiny mpampiasa vola [...]
(2007) Shina: Nalaina an-keriny ary nalefa tany amin'ny toeram-pitrandrahana
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Aogositra 2007) Nandika ny lahatsoratra momba ny raharaha fakana an-keriny an'ilay tovolahy 17 taona, Wei Wenlin, i Joel avy ao amin'ny DANWEI Nalaina ankeriny tany Hebei...