· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Janoary, 2019

Mamelona indray ny fiteny Inuktitut ao amin'ny media sosialy

Rising Voices  14 Janoary 2019

Niditra media sosialy ny Fikambanana Qikiqtani Inuit (QIA) mba handrisika ny fampiasana bebe kokoa ny Inuktitut, fiteny Inuit. Miorina ao amin'ny faritr'i Qikiqtani (Baffin) ao Nunavut, faritany tanora indrindra ao Canada, miasa mba "hiaro, hitantana sy hampandrosoana ny zo sy tombontsoan'ny Qikiqtani Inuit" ny fikambanana .