Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2020

Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Desambra, 2020

Nahatratra ny ‘kanji-n'ny taona’ ny COVID-19

密 (mitsu), amin'ny tranga sasany, dia midika hoe "mikatona, feno olona, na mirindrina."