Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Jona, 2016
Eo Amintsika Ny Fiteny: Andiany Fahatelo Amin'ny “Müpüley Tain Mapudungun”
Amin'ny tapany fahatelo amin'ny tetikasa “Müpüley Tain Mapudungun” (Misavoana Ambony ny Mapudungun Anay), mandinika ny aminn'y fijoroan'ny fiteny ao amin'ny fiainana andavanandron'ny tanànan'i Buenos Aires ny mpandray anjaran'ny atrikasa.