Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Jona, 2017
‘Ndao Hitety Izao Tontolo Izao Amin'ny Boky Miaraka Amin'ny Global Voices !
Andro Manerantany natokan'ny UNESCO ho an'ny boky ny 23 aprily - tsy hoe ny fitiavan'ny ekipan'ny Globale Voices ny bilaogy no hanadinoanay ireo endrika hafan'ny fanehoankevitra an-tsoratra!
Maso Arabo: Famantarana Avokoa Izany Rehetra Izany
Fitaovana manan-danja ny famantarana hahazoana fampahafantarana mivantana na manambara hafatra ilaina amin'ny fiainana andavanandro. Kanefa inona no zava-mitranga rehefa mamitaka ny famantarana ary tsy mifandraika amin'ny hafatra izay tokony hambarany akory izany?
Hetsika Filazana Tantara Mikendry Hiarovana ny Fahasamihafana Ara-piteny
"Ahoana izany hoe miresaka amin'ny mpihaino izay tsy mahatakatra ny fiteninao izany?"
Frantsa, Amerika, Afrika: Ny Loka “Y'a Bon”
Tamin'ny 17 Martsa 2009, nanomboka ny "Loka Y'a Bon " ny vondrona antsoina hoe les Indivisibles [Fr] , fanomezam-boninahitra iray hafa kely, izay natolotra ho an'ireo mpanao politika, mpanao gazety, sy mpiasam-panjakana izay nandray anjara tamin'ny fanelezana ny fanavakavaham-bolokoditra tao Frantsa.