Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Desambra, 2018
Fivondronan'ny bilaogera miteny Espaniola
(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Natombok'i Carmen ity tetikasa vaovao iray ity, Espaniôla iray manana fahalianana manokana amin'ny fampiroboroboana ny fanoratana bilaogy amin'ny teny...
Sahara Andrefana: Nomena Aina Amin'ny Fiteny Castillan Ny Tononkalo Sahraouie
Ho an'ireo kolontsaina sasantsasany, ny sakafo, ho an'ny hafa kosa, ny mozika, ary marobe ireo kolontsaina manamafy ny amantarana azy amin'ny alalan'ny taotrano. Anisany iray amin'ireo toetra manokana ara-kolotoraly ho an'i Sahara Andrefana, ny lovantsofina, ary ny tononkalo no manana lanjany betsaka indrindra eo anatrehan'ireo Sahraouis [teny espanola]. Manana lanjany goavana ao anatin'ny fiainan'izy ireo io literatiora io amin'izao fotoana izao
Nahatratra Dingana Lehibe Iray Vaovao ny Tontolon'ny Bilaogy Sodaney
Manomboka mahazo vahana ny tontolon'ny bilaogy Sodaney. Tena mavitrika ireo bilaogy voasoratra amin'ny teny Anglisy amin'izao, mampiseho ny endrika tena izy, samihafa ary voajanaharin'i Sodàna amin'izao tontolo izao.
Miteraka hetsi-panoherana ny fanesorana ny fitakiana ny fahaizana fiteny sy ny literatiora filipino any amin'ny oniversite
"Mino izahay fa ny fiteny sy ny literatiora Filipino no kitro ifaharana amin'ny fandalinana fampisainana, fahaiza-mamorona ary fanafahana ny fahafaha-manaon'ny mpianatra sy ny vahoaka."
Nanomboka ny Global Voices amin'ny teny Persiana
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka tamin'ny fomba ofisialy ihany ny Global Voices amin'ny teny Persiana. Tamin'ny volana Jona 2007 no nanombohany ny fandikanteny...
Masoarabo: Fihetsika mikomy sy fepetra ho an'ireo manampahaizana
Noho ny fahataperan'ny vanim-potoanan'ny fety ao amin'ny tontolon'ny Arabo, nanapa-kevitra ilay bilaogera Ejypsiana Kareem Amer fa hiova kely - nahatonga ny sasany amin'ireo mpamaky azy ho faly ary ny hafa tsy faly!
Fifampiresahana Tamin'i Gyani Maiya Sen, Iray Amin'ireo Mpandahateny Farany Mampiasa Ilay Fiteny An-dalam-pahaverezana ao Nepal
"...ny feony mijadojadona dia ahatarafana mivaingana ny maha-izy azy tamin'ny fotoana naha tanora azy - matanjaka, sahala amin'ny "mpanjakavavin'ny ala".