Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Febroary, 2017
Fitaovana Vaovao Fisintonana Feo ho an'ny Tetikasa Wiktionary Ifandrimbonan'ny Avy Any Ifotony Amin'ny Teny Odia

Namorona vahaolana iray mba hiraketana sy hisintonana teny amin'ny fampiasàna fahazoandalana misy loharano misokatra ny iray amin'ireo mpandray anjara ato amin'ny Global Voices liana amin'ny fiteny Odia.
Nizeriana ‘Evanjelistran-kolontsaina’ Mampiroborobo Ny Teny Afrikanina Amin'ny Alalan'ny Fampiharana sy Fitantarana Nomerika

"Manome endrika tsara indrindra amin'ny fomba vaovao hiarovana ny tenin-drazana ny teknolojia. Manampy amin'ny fizotry ny fandraketana, ny fiarahamiasa eo amin'ireo manam-pahaizana momba ny teny izany, ary manome karazana fitaovana fampitana, sns."
Tantara Velon'ny Fiteny Manampy Amin'ny Famoronana Sary Maroloko Maneho ny Fahasamihafàn'ny Fiteny Any Aostralia

"Ny zavatra tsara indrindra azoko atao dia ny asa ho an'ny Teny. Iza no te-hivoaka ary hanao zavatra hafa, rehefa afaka mamonjy ny teninay aho?"