Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Jona, 2015
Afa-Mamaky ny Angano Malaza amin'ny Fiteny Koria Ankehitriny ny Mpamaky

Tamin'ny alalan'ny ezaka nataon'ny blaogera iray dia azo vakiana amin'ny fiteny Koria (Cree) ankehitriny ny angano malaza sy ny tantara fahagola mba handrisihana ny fahaiza-mamaky teny amin'io fiteny teratany iray io.
‘Matoria Amin'izay, Izany Zanako Izany’ Miaraka Amin'ireo Hira Fandrotsirotsiana Heno Maneran-Tany

Iraisan'ny olon-drehetra maneran-tany ny hira fandrotsirotsiana noho izy ireo manampy ny zazakely amin'ny fahafantarana ny zavatra tiana hambara, mampatory azy ireo noho ilay feo somary milantolanto. Karohy àry ireo hira fandrotsirotsiana eran-tany.
Odia Wikipedia: Hankalaza Ireo 13 Taona Be Voninahitra Nisian'ny Fandraisana Anjara An-tsitrapo!

Tetikasa iray izay tsy fantatra tamin'ny tontolo virtoaly akory taona vitsy lasa izay, zara raha nahitàna mpitsidika an'arivony isam-bolana, no nahazo mpitsidika 8.008.834 tamin'ny Martsa 2015 monja.