Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Avrily, 2014
Fantaro i Mamy sy i Zo, mpandrindran'ny Global Voices amin'ny teny Malagasy
I Mamy sy Zo dia manazava ny olana sedrain'izy ireo amin'ny maha-mpandika lahatsoratra azy ireo izay mamokatra ny vaovao farany sy mitazona ny fenitra avon'ny teny Malagasy.
Lesoka Nataon'i Etazonia Momba an'i Okraina

Mety vao miandoha ny herisetra, fa efa nahery vaika am-bolana maro izay ny adim-baovao eo amin'i Rosia sy ny Tandrefana.
Hetsika Kongresy Voabodo Ao Taiwan, Voadika
Nifamory amin'ny alalan'ny Facebook ny mpandika lahatsoratra anjatony handika amin'ny fiteny hafa ny tantaran'ny fibodoan'ny mpanao fihetsiketsehana ny lapan'ny fanaovan-dalàna ao Taiwan taorian'ny fandaniana ny fifanarahana ara-barotra miaraka amin'i Shina.