· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Desambra, 2011

Timor Atsinanana: Manangana Firenena Iray Avy Amina Fiteny Maro

Samy nosafidiana ho fiteny ofisialy avokoa na ny Tetum na ny fiteny Portigey ho an'i Timor Atsinanana izay firenena vao teraka raha nahazo ny fahaleovantenany izy tamin'ny taona 2002. Na izany aza, maherin'ny 16 ny isan'ny fiteny nasionaly, ary roambinifolo mahery ny isan'ireo tenim-paritra hafa ampiasain'ireo mponina Timorezy amin'ny andavanandro.

07 Desambra 2011