· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Novambra, 2007

Shina: Profesora Koreana matintsikera

  06 Novambra 2007

Navoakan‘ny siniben-tserasera maro teny Shina ity vaovao ity tamin'ny 31 aogositra lasa teo: Nametraka hevitra ny profesora Koreana antsoina hoe Zengh Zaishu avy ao amin'ny Onivesiten'i Ehwa fa, tsy araka ny fiheverana mahazatra hatramin'izay fa, avy any Korea ny ankamaroan'ny [angano] Shinoa. Ny petrakevitra napetrany dia nifototra tamin'ny fahamaroan'ny andriamanitra...