Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Mey, 2019
“Rehefa tsy hamaha ny olana ireo orinasa vaventy momba ny teknolojia. Isika ihany no hamaha azy.”
Ny raibeko, 92 taona, toy ireo Nizeriàna mitovy taona amin, dia mahay mamaky sy manoratra ny teny Yorùbá. Saingy noho izy ireo tsy mahay ny teny anglisy, dia lasa anjorom-bala amin'ny resaka nomerika ry zareo
Ao Hong Kong, miteraka fifandirankevitra ny ambadika ara-nofon'ny dokambarotra gilasy tofu an'i Ikea
Aposak'ilay [doka] sary an-tsaina ny vehivavy iray maniry ny ihinanana ny tenany tahaka ny tofu.
Hizara ny feon'ireo 50 mpikatroka ara-niomerika ho an'ny tenim-pirenena teratany ny hetsi-panentanana Twitter miodina mandritra ny taona iray
Midira ao amin'ny Rising Voices satria mankalaza ny fahamaroana ara-teny mandritra ny Taona Iraisam-pirenena Natokana Ho An'ny Tenim-pirenena Teratany isika, miaraka amin'ny hetsi-panentanana Twitter izay mampitombo ny traikefan'ireo mpikatroka ara-niomerika ho an'ireo tenim-pirenena teratany any Amerika Latina.