Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Septambra, 2013
Ny Anjara Toeran'i Afrika Frankofona Amin'ny Teny Frantsay
Ny tranokala mpilaza vaovao Afrik.com mamoaka lahatsoratra fa ny tenin-jatozo afrikana [argot] dia nahazo vahana ao amin'ny teny frantsay [fr], ary milaza antsika fa tsy dia ironan'ireo mpanao [rap] firy intsony ny Verlan [teny mivadika]...