Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Novambra, 2012
Fanadihadiana Feno Endrika Politika Mitarika Ny Mpianatra Avy Any Tibet Hanao Hetsi-panoherana Ao Shina
Ny 26 Novambra 2012 dia nanodidina ny arivo ireo Tibetàna mpianatra any Shina no nanao hetsi-panoherana tao amin'ny Kaominin'i Chabcha, Prefektiora Mizakatenan'i Qinghai Tibetàna hanoherany ny fanadihadiana iray feno endrika politika tao aminà toeram-ponenan'ny mpianatra ao amin'ny Sekoly Fiofanana ho mpitsabo
Espaina: Fifidianana Katalana – “Garcia Avokoa Izahay Rehetra”
Mitodi-doha mankany amin'ny biraom-pifidianana indray androany alahady, 25 Novambra 2012 ny any Katalonia izay ao raha mitokozihitra ny eo amin'ny toekarena ary mavaivay ny adihevitra momba ny fisintahana amin'i Espaina. Nanomboka tamin'ny alalan'ny lahatsary mampiady hevitra nivoaka tao amin'ny fantsona Youtube an'ny Antokom-Bahoakan'ny Katalana [es] (Partit Popular de Catalunya na...
Fanetsehana Hitazonana Ny Fampiasàna Ny Portioge Ho Isan'ny Teny Fampianarana Ao Frantsa
Miisa 250 tapitrisa eo ny mpiteny portioge, izy no teny faha enina be mpiteny indrindra eto an-tany. Ambara ho misy eo amin'ny 2 tapitrisa eo ny miteny portioge ao Frantsa, izay ny betsaka dia ireo mpifindra monina na ny taranaka portioge mpifindra monina . Nilaza ramatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony,...
Tonga Indray Ny Hetsika Hay Festival Dhaka!
Ao Bangladesh, nanjary malaza ny fampiasana teny Anglisy amin'ny literatiora. Tsy hihanoka fotsiny amin'ny fanoratana amin'ny teny Bangla, mpanoratra maro no nanapa-kevitra hanoratra amin'ny teny Anglisy. Zava-baovao malaza ao Bangladesh izany. Hihaona indray ireo mpanoratra amin'ny teny Anglisy ao Dhaka amin'ilay hetsika andiany faharoa Hay Festival. Amin'ny 15-17 Novambra 2012 no...
Saint Lucia: Fetin'ny Jounen Kwéyòl (Andro Kiriolona)
-sTamin'ny alahady (heriny) no nankalazan'ny tao Saint Lucia ny fety fanao isan-taona antsoina hoe Jounen Kwéyòl (Andro Kiriolona). Ny androm-pankalazana no faratampon'ny Iray Volan'ny Vakoka Kiriolona.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...