Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Jolay, 2023
Ny nahatonga ahy nanamavo ny fitenin-dreniko nony farany tao Okraina
Tamin'ny 2022, saika ireo olona rehetra ao Okraina no nahazo toky hoe manankarena, malefaka ary manaitaitra ny fiteny okrainiàna. Nahita ny toerany tao amin'ny fireneny ihany nony farany ilay fiteny notsinontsinoavina hatry ny ela
Ao Afrika, sahirana ireo fiteny teratany vao mahazo fankatoavana ho tena ilaina
Vao mainka hamafisin'ny dindon'ny shinoa sy ny fanatontoloana izay hahatonga ireo fiteny eny an-toerana ao Afrika ho lasa an-jorom-bàla, ao anatin'ny toejavatra iainana ny tsy fisian'ny finiavana pôlitikan'ireo governemanta ao amin'ilay tanibe