Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Novambra, 2015
Mamelona Indray Ny Teny Yekuana Heverina Ho Ampianarina Any Amin'ny Anjerimanontolo

Manomana ny voka-pikarohany atao boky momba ny fifandraisana eo amin'ny teny, ny torohay, sy ny teknolojiam-pifandraisana ny mpianatra indizeny Yekuana iray.