Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Novambra, 2016
Ahoana no Fomba Hiarovana ny Fomba Nentin-drazana sy Hampitàna Izany Amin'ireo Tanora Maliàna Amin'ny Alalan'ny Aterineto
"Ny tanjona tratrarinay dia ny hitahiry sy hampiroborobo ireo lovan'ny kolontsaina manankarenan'ny maliàna, ny teny, ny hita maso sy ny tsy hita amin'ny alàlan'ny Teknolojia Vaovaon'ny Fampitambaovao sy ny Fifandraisana"
Ekoatora: Atrikasa Mampifandray Ireo Mpikatroka Dizitaly Ho Soa Ho An'ny Teny Kichwa Ety Anaty Aterineto
Ao anatin'ny ezaka iray hitondrana miaraka ireo mpikatroka dizitaly tao Ekoatora, nisy atrikasa natao vao haingana tao Otavalo mba hanohizana ny hetsika fampiroboroboana ny fiteny Kichwa ety anaty aterineto.