Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Avrily, 2016
Ao Aostralia, Telo Minitra Isaky Ny Mandeha Hianarana Ny Fiteny Gumbaynggir
Manaraha ny onjam-peo Aostraliana iray mba hianarana ireo fehezanteny amin'ny fiteny Gumbaynggirr. Raha sahala amin'ny toa tsy naharaka io fandaharana io ianao, mitodiha any amin'ny bilaogin'izy ireo mba hamaky izay tsy arakao.
Tsy Maintsy Mianatra Momba Ireo Paortigey Mpanoratra Ve Ireo Breziliana Mpianatra ?
Malahelo ireo sasany fa ho esorina ao anaty fandaharam-pianarana ireo paortiogey mpanoratra, ireo hafa maniry ny literatiora afrikana sy amerikana-latina ho atao lohalaharana.
Nahafinaritra Ny Media Sosialy Japoney Ny Nijery Ny Boky Fianarana Teny Anglisy Amin'ny Endrika Sarimiaina
"Taorian'ny lanonana fidiran'ny sekoly ambaratonga faharoa androany, tonga tato an-trano niaraka tamin'ny boky vaovao fianarana anglisy ny zanako vavy. Mahafatifaty loatra i Ellen Sensei!"
Nanampy Handrenesana Ny Feoko Ny Espaniola, Fiteny Izay Nanindriana Ireo Razako Fahiny
Anatin'ny ampahany faharoa amin'ny lahatsorany, adihadian'i Shirley Campbell ny fomba mahatonga ny Espaniola ho fiteny manavakavaka sy manafaka.