· Aogositra, 2014

Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Aogositra, 2014

Fihaonan'ny Mpikatroka Teny Indizeny Ao Oaxaca, Meksika

Rising Voices  27 Aogositra 2014

Manasa ireo mpikatroka teny indizeny manerana an'i Meksika ny Global Voices, amin'ny alalan'ny fisantaran'andraikiny Rising Voices mba handray anjara amin'ny Fihaonana momba ny Fikatrohana Antserasera Hoan'ny Teny Indizeny izay hotontosaina amin'ny 3 hatramin'ny 5 Oktobra ao amin'ny Foibe Ara-kolontsaina San Pablo, ao Oaxaca de Juárez, Meksika.