Tantara mikasika ny Fiteny tamin'ny Aogositra, 2008
Joridania: Voarara any Isiraely ny Harry Potter amin'ny teny arabo
Voarara any Isiraely ny andiamboky voadika amin'ny teny arabo Harry Potter, hoy i The Black Iris, avy any Joridania. Araka ny loharanombaovao dia nankinina tamin'ny didy hitsivolana nivoaka tamin'ny taona...
Taiwan: Shina Taipei!
Michael Turton avy ao amin'ny The View from Taiwan (fijery avy aty Taiwan) no namosabosakevitra tanaty adihevitra miresaka momba an'i Taiwan mandritra ny lalao olaimpika any Beijing. Navoitran'ny mpamaham-bolongana ary...
Rosia: Aleksandr Solzhenitsyn
Nodimandry ny alahady teo ilay efa nahazo ny loka Nobel Haisoratra tamin'ny boky mitondra ny lohateny hoe Tangoronosin'ny golagy(The Gulag Archipelago) dia i Aleksandr Solzhenitsyn. 89 taona izy izao nindaosin'ny fahafatesana izao. Efa misy sahady ny fanehoam-pilazana ataon'ny tontolom-bolongana Rosiana, ka ity ny soratra iray avy amin'ny mpandimby ny mpanoratra dia i LJ markgrigorian.